| Entry | 1 olona mahay lalàna |
| Elementary words | 2 olona, 3 mahay, 4 lalàna |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 ireo mpitsara sy mpiaro eo amin' ny fitsarana, izay efa vita fianarana ambony momba izany [1.1] |
| Synonyms | 7 mpahay lalàna |
| Updated on 2025/09/12 |
|